Job 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa amin’izay toy izany foana no ampihiratanao ny masonao ka izay izaho avy no entinao hifandahatra Aminao amin’ny fitsarana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izy io anefa no ampihiratanao ny masonao, izy no entinao hifandahatra aminao amin’ny fitsarana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa dia ny toy izany, Andriamanitra ô, no anokafanao ny masonao! ary dia ny tenako izao no entinao hifandahatra aminao am-pitsarana.
Malagasy Bible 1865
kanefa amin'izay toy izany foana no ampihiratanao ny masonao? ka dia izay izaho avy no entinao hifandahatra aminao amin'ny fitsarana!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa amin’izay toy izany foana no ampihiratanao ny masonao ka izay izaho avy no entinao hifandahatra Aminao amin’ny fitsarana!
malagasy
kanefa amin'izay toy izany foana no ampihiratanao ny masonao? ka dia izay izaho avy no entinao hifandahatra aminao amin'ny fitsarana![Na: fitsaranao]