Job 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mitodiha tsy hanatrika azy Ianao mba hitsaharany ka hifaliany amin’ny androny toy ny mpikarama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avilio hijery azy ny masonao mba hisy hitsaharany, mandra-pankafizany ny fiafaran’ny androny toy ny mpikarama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia midifia tsy hanatrika azy Ianao, mba hahazoany maka aina kely sy mifaly toy ny mpikarama finaritra amin’ny fotoam-piatoany.
Malagasy Bible 1865
Dia mihodina tsy hanatrika azy Hianao, mba hitsaharany, ka hifaliany amin 'ny androny toy ny mpikarama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mitodiha tsy hanatrika azy Ianao mba hitsaharany ka hifaliany amin’ny androny toy ny mpikarama.
malagasy
Dia mihodina tsy hanatrika azy Hianao, mba hitsaharany, ka hifaliany amin'ny androny toy ny mpikarama.[Na: hotaperany]