Job 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa azo antenaina ny hazo satria na dia kapaina aza izy dia mbola hitsimoka indray ka tsy maintsy hisy ny solofony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hazo mbola manan-kantenaina, na voatapaka aza izy, mbola mety hihamaitso, ary miteraka solofony tsy an-kijanona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mbola misy antenaina amin’ny hazo satria na dia kapaina aza izy, dia mbola haniry indray ka hanome solofo hatrany.
Malagasy Bible 1865
Fa azo antenaina ny hazo, satria na dia kapaina aza izy, dia mbola hitsimoka indray, ka tsy maintsy hisy ny solofony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa azo antenaina ny hazo satria na dia kapaina aza izy dia mbola hitsimoka indray ka tsy maintsy hisy ny solofony;
malagasy
Fa azo antenaina ny hazo, satria na dia kapaina aza izy, dia mbola hitsimoka indray, ka tsy maintsy hisy ny solofony;