Job 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na dia efa tonga antitra ao anaty tany aza ny fotony ary maty ao amin’ny vovoka ny vatany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na efa antitra ao anaty tany aza ny fakany, na maty ao anaty vovoko aza ny fotony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia antitra ao amin’ny tany aza ny fakany ka efa maty mihosim-bovoka ny fotony,
Malagasy Bible 1865
Na dia efa tonga antitra ao amin'ny tany aza ny fakany, ary maty ao amin'ny vovoka ny fotony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na dia efa tonga antitra ao anaty tany aza ny fotony ary maty ao amin’ny vovoka ny vatany,
malagasy
Na dia efa tonga antitra ao amin'ny tany aza ny fakany, ary maty ao amin'ny vovoka ny fotony,