Job 15:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zokiolona sy ny fotsy volo dia misy ato aminay; eny, olona ela niainana noho ny rainao aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo aminay mba misy koa ny efa fotsy volo, ny anti-panahy lava andro niainana noho irainao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba misy eto aminay ihany koa ny ela nihetezana sy tratra antitra mihoatra noho ny rainao aza.
Malagasy Bible 1865
Ny anti-panahy sy ny fotsy volo dia misy ato aminay, eny, olona ela niainana noho ny rainao aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zokiolona sy ny fotsy volo dia misy ato aminay; eny, olona ela niainana noho ny rainao aza.
malagasy
Ny anti-panahy sy ny fotsy volo dia misy ato aminay, eny, olona ela niainana noho ny rainao aza.