Job 15:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao ho tsinontsinona va ny fampiononana avy amin’Andriamanitra sy ny teny natao taminao amin’ny halemem-panahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ataonao ho zavatra kely va ny fampiononana avy amin’Andriamanitra, sy ny teny mamy ataonay aminao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy mendrika anao ve ny fampiononan’Andriamanitra sy ny teny mamy nataonay taminao?
Malagasy Bible 1865
Ataonao ho tsinontsinona va ny fampiononana avy amin'Andriamanitra sy ny teny natao aminao amin'ny fahalemem-panahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao ho tsinontsinona va ny fampiononana avy amin’Andriamanitra sy ny teny natao taminao amin’ny halemem-panahy?
malagasy
Ataonao ho tsinontsinona va ny fampiononana avy amin'Andriamanitra sy ny teny natao aminao amin'ny fahalemem-panahy?