Job 15:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no dia entin’ny fonao ianao? Ary nahoana no mikimpikimpy foana ny masonao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa entin’ny fonao mankaiza ity ianao, ary maninona izato masonao no mihebiheby?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no dia entim-po toy izao ianao ary nahoana no mangarika anay ihany koa?
Malagasy Bible 1865
Nahoana no dia entin'ny fonao ianao? Ary nahoana no mipipy foana ny masonao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no dia entin’ny fonao ianao? Ary nahoana no mikimpikimpy foana ny masonao
malagasy
Nahoana no dia entin'ny fonao ianao? Ary nahoana no mipipy foana ny masonao,