Job 15:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka miefonefona amin’Andriamanitra ianao sady miteniteny foana ny vavanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra va ataonao hiharan’ny hatezeranao, ary ny vavanao va no hamoahanao lahateny toy izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nahoana Andriamanitra no ifatraran’ny fahatezeranao ka anaovanao vava tsy ambina?
Malagasy Bible 1865
Ka miefonefona amin'Andriamanitra ianao, sady miteniteny foana ny vavanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka miefonefona amin’Andriamanitra ianao sady miteniteny foana ny vavanao?
malagasy
Ka miefonefona amin'Andriamanitra ianao, sady miteniteny foana ny vavanao?