Job 15:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ny zanak’olombelona no mba hadio izy? Ary izay tera-behivavy no mba ho marina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa inona ny olombelona no mba hadio, izay tera-behivavy, no mba ho marina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona ny olombelona no hihambo ho madio? Na izay natera-behivavy no hanao ny tenany ho marina?
Malagasy Bible 1865
Inona ny zanak'olombelona no mba hadio izy? Ary izay tera-behivavy no mba ho marina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ny zanak’olombelona no mba hadio izy? Ary izay tera-behivavy no mba ho marina?
malagasy
Inona ny zanak'olombelona no mba hadio izy? Ary izay tera-behivavy no mba ho marina?