Job 15:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa mainka fa izay vetaveta sy tena ratsy, dia ny olona izay misotro heloka toy ny rano!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa mainka izay zava-betaveta sy ratsy fanahy, izay olombelona misotro ota toy ny fisotro rano!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mainka moa izay faikan’olona feno fahalovana izay misotro heloka toy ny misotro rano?
Malagasy Bible 1865
Koa mainka fa izay vetaveta sy tena ratsy, dia ny olona izay misotro heloka toa rano!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa mainka fa izay vetaveta sy tena ratsy, dia ny olona izay misotro heloka toy ny rano!
malagasy
Koa mainka fa izay vetaveta sy tena ratsy, dia ny olona izay misotro heloka toa rano!