Job 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanambara aminao aho ka mihainoa ahy, fa izay efa hitako no hotantaraiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampianatra anao aho ka mihainoa; ny zavatra hitako no hambarako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanazava zavatra aminao aho ka henoy; fa Izay efa hitako no hambarako anao,
Malagasy Bible 1865
Hanambara aminao aho, ka mihainoa ahy fa izay efa hitako no holazaiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanambara aminao aho ka mihainoa ahy, fa izay efa hitako no hotantaraiko,
malagasy
Hanambara aminao aho, ka mihainoa ahy fa izay efa hitako no holazaiko,