Job 15:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia zavatra notorin’ny olon-kendry fa tsy nafeniny, dia izay azony avy tamin’ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izay ampianarin’ny olon-kendry, Efa reny tamin’ny razany ka tsy afeniny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izay ampianarin’ny olon-kendry sady azony tamin’ny razany fa tsy nisy nafeniny.
Malagasy Bible 1865
Dia zavatra notorin'ny olon-kendry, fa tsy nafeniny, dia izay azony avy tamin'ny razany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia zavatra notorin’ny olon-kendry fa tsy nafeniny, dia izay azony avy tamin’ny razany.
malagasy
Dia zavatra notorin'ny olon-kendry, fa tsy nafeniny, dia izay azony avy tamin'ny razany;