Job 15:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireny ihany no nomena ny tany ary tsy nisy olona hafa firenena nisisika teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izy ireo no hany nomena ny tany, ary tsy nisy vahiny nandalo teo aminy na oviana na oviana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireny razana ireny ihany rahateo no efa nomen’Andriamanitra ity tany ity ary tsy nisy vahiny nifangaroharo taminy.
Malagasy Bible 1865
Ireny ihany no nomena ny tany, ary tsy nisy olona hafa firenena nisisika teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireny ihany no nomena ny tany ary tsy nisy olona hafa firenena nisisika teo aminy.
malagasy
Ireny ihany no nomena ny tany, ary tsy nisy olona hafa firenena nisisika teo aminy.