Job 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tokony handahatra hevi-dravina va ny olon-kendry ka hameno ny kibony amin’ny rivotra avy any atsinanana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Moa fahaizana tsy misy fotony va no amalian’ny olon-kendry? Ataony mivozihitra rivotra va ny vatany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velon-drivotra va ny olon-kendry toa anao ka hiteniteny foana tsy amim-piheverana
Malagasy Bible 1865
Tokony handahatra hevi-dravina va ny olon-kendry, ka hameno ny kibony amin'ny rivotra avy any atsinanana va,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tokony handahatra hevi-dravina va ny olon-kendry ka hameno ny kibony amin’ny rivotra avy any atsinanana?
malagasy
Tokony handahatra hevi-dravina va ny olon-kendry, ka hameno ny kibony amin'ny rivotra avy any atsinanana va,