Job 15:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mijalijaly amin’ny androny rehetra ny ratsy fanahy, na firy na firy ny taona voatendry ho an’ny mpampihorohoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahiahy lava no mihinana ny ratsy fanahy amin’ny androny rehetra; taona vitsy isa, no hany voatokana ho an’ny mpampahory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ireo olon-kendry ireo hoe: «Ny olon-dratsy dia feno fanahiana mandritra ny andro rehetra iainany, na firy na firy ny taona voatendry ho an’ny lozabe.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy mijalijaly amin'ny androny rehetra, dia amin'ny taona rehetra voatendry ho an'ny lozabe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mijalijaly amin’ny androny rehetra ny ratsy fanahy, na firy na firy ny taona voatendry ho an’ny mpampihorohoro.
malagasy
Ny ratsy fanahy mijalijaly amin'ny androny rehetra, dia amin'ny taona rehetra voatendry ho an'ny lozabe.