Job 15:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Feo mampitahotra no ren’ny sofiny ary na dia miadana aza izy dia avy hamely azy ihany ny mpandroba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Feo mahatsiravina no migingìna ao an-tsofiny, raha eo afovoan’ny fiadanana izy no irotsahan’ny mpandrava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feo mampitahotra no tsy afaka an-tsofiny; amin’izy mihevi-tena ho milamina iny no avy hamely azy ilay mpandrava.
Malagasy Bible 1865
Feo mampitahotra no ren'ny sofiny; Ary na dia miadana aza izy, dia avy hamely azy ihany ny mpandroba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Feo mampitahotra no ren’ny sofiny ary na dia miadana aza izy dia avy hamely azy ihany ny mpandroba.
malagasy
Feo mampitahotra no ren'ny sofiny; Ary na dia miadana aza izy, dia avy hamely azy ihany ny mpandroba.