Job 15:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manantena ho afaka amin’ny maizina izy; miandry azy ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba manantena ho afaka haizina izy, ary tsaroany tsikiloin-tsabatra lava izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy manantena ho afaka amin’ny haizina izy, satria manandindona azy ny ho fatin’ny sabatra,
Malagasy Bible 1865
Tsy manantena ho afaka amin'ny maizina izy; Andrasan'ny sabatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manantena ho afaka amin’ny maizina izy; miandry azy ny sabatra.
malagasy
Tsy manantena ho afaka amin'ny maizina izy; Andrasan'ny sabatra izy.