Job 15:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mirenireny hitady izay hohaniny izy ka miteny hoe: Aiza re? Fantany fa antomotra azy ny andro maizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mirenireny izy mba hitady ny mofony; fantany fa ny andron’ny maizina dia efa vonona ao an’ilany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary miandry hamiravira azy ny voromahery. Fantany fa efa antomotra ny faharavany.
Malagasy Bible 1865
Mirenireny hitady izay hohaniny izy ka manao hoe: Aiza re? Fantany fa antomotra azy ny andro maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mirenireny hitady izay hohaniny izy ka miteny hoe: Aiza re? Fantany fa antomotra azy ny andro maizina.
malagasy
Mirenireny hitady izay hohaniny izy ka manao hoe: Aiza re? Fantany fa antomotra azy ny andro maizina.