Job 15:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahoriana sy fahaporetana no mampitahotra azy. Mandresy azy ireo tahaka ny mpanjaka efa vonona ho amin’ny ady
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianjeran’ny fahoriana aman-tebiteby izy, hoatra ny mpanjaka àry fitaovan-kiady no fiantorak’ireny aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampatahotra azy ny fahoriana sy ny tebiteby izay mirohotra mianjady aminy tahaka ny mpanjaka ombàn-tafika vonon-kamely.»
Malagasy Bible 1865
Fahoriana sy fahaporitana no mampitahotra azy; Mandresy azy ireo tahaka ny mpanjaka efa vonona ho amin'ny ady,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahoriana sy fahaporetana no mampitahotra azy. Mandresy azy ireo tahaka ny mpanjaka efa vonona ho amin’ny ady
malagasy
Fahoriana sy fahaporitana no mampitahotra azy; Mandresy azy ireo tahaka ny mpanjaka efa vonona ho amin'ny ady,[Na: Alahelo sy ahiahy]