Job 15:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nanatsotra ny tanany hanohitra an’Andriamanitra izy ary nirehareha hanohitra ny Tsitoha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria nanainga tanana hamely an’Andriamanitra izy, nihaika ny Tsitoha izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no tonga dia satria ny olon-dratsy naninji-tanana hanohitra an’Andriamanitra sady nirehareha nihantsy an’ilay Tsitoha.
Malagasy Bible 1865
Satria naninjitra ny tanany hanohitra an'Andriamanitra izy Ary nirehareha hanohitra ny Tsitoha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nanatsotra ny tanany hanohitra an’Andriamanitra izy ary nirehareha hanohitra ny Tsitoha.
malagasy
Satria naninjitra ny tanany hanohitra an'Andriamanitra izy Ary nirehareha hanohitra ny Tsitoha.