Job 15:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mimaona amin’ny hamafian-katoka izy hamely Azy, dia amin’ny vohon’ny ampingany matevina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanamafy hatoka nimaona hamely Azy izy: eo ambanin’ny vohon’ampingany matevina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy dia minia manamafy hatoka sy mimaona hamely an’Andriamanitra, satria hono arovan’ny ampingany matevina.
Malagasy Bible 1865
Mimaona amin'ny fahamafian-katoka hamely Azy izy, dia amin'ny foitran'ampingany matevina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mimaona amin’ny hamafian-katoka izy hamely Azy, dia amin’ny vohon’ny ampingany matevina.
malagasy
Mimaona amin'ny fahamafian-katoka hamely Azy izy, dia amin'ny foitran'ampingany matevina,