Job 15:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rakotry ny tavy ny tarehiny ary mivalon-kotraka ny andilany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fenofeno ny tarehiny sady mahazo nofo ny tenabeny.
Malagasy Bible 1865
Satria efa matavitavy tarehy izy, ary mivalon-kotraka ny valahany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rakotry ny tavy ny tarehiny ary mivalon-kotraka ny andilany;
malagasy
Satria efa matavitavy tarehy izy, ary mivalon-kotraka ny valahany;