Job 15:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa honina ao amin’ny tanàna rava izy, dia ao amin’ny trano tsy tokony hitoeran’olona, izay voatendry ho korontam-bato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanàna fonenany dia foana tsy misy intsony, ny trano tsy misy olona intsony, zary korontam-bato no halehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niorim-ponenana an-tanàna rava izy ka nitoetra an-trano haolo madiva hirodana.
Malagasy Bible 1865
Ary monina ao an-tanana rava izy, dia ao an-trano tokony tsy hitoeran'olona, izay efa voatendry ho korontam-bato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa honina ao amin’ny tanàna rava izy, dia ao amin’ny trano tsy tokony hitoeran’olona, izay voatendry ho korontam-bato.
malagasy
Ary monina ao an-tanana rava izy, dia ao an-trano tokony tsy hitoeran'olona, izay efa voatendry ho korontam-bato.