Job 15:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hanankarena intsony izy sady tsy haharitra ny heriny ka tsy ho vokatra ambonin’ny tany ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hahazo harena intsony izy, ny fananany tsy haharitra, ny fananany tsy hitatra intsony eto ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na oviana na oviana io olon-dratsy io dia tsy ho tonga mpanankarena mihitsy, satria tsy haharitra ela ny fananany; ary ny fahombiazany tsy hitatra amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Tsy hanan-karena izy, sady tsy haharitra ny heriny, ka tsy ho vokatra ambonin'ny tany ny fananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hanankarena intsony izy sady tsy haharitra ny heriny ka tsy ho vokatra ambonin’ny tany ny fananany.
malagasy
Tsy hanan-karena izy, sady tsy haharitra ny heriny, ka tsy ho vokatra ambonin'ny tany ny fananany.[Heb. hilonjehitra amin'ny tany toy ny vary efa vokatra]