Job 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamaly amin’ny teny tsy mahasoa sy ny teny tsy mahatsara va izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa va izy miaro tena amin’ny teny foana, sy amin’ny lahateny tsy misy antony?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady hampiasa firesaka tsy misy dikany ary koa fiteny tsy mahasoa akory?
Malagasy Bible 1865
Ary hamaly amin'ny teny tsy mahasoa sy ny teny tsy mahatsara?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamaly amin’ny teny tsy mahasoa sy ny teny tsy mahatsara va izy?
malagasy
Ary hamaly amin'ny teny tsy mahasoa sy ny teny tsy mahatsara?