Job 15:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ho afaka hiala amin’ny maizina izy; ny solofony dia hikainkona azon’ny lelafo; ho levon’ny fofonain’Andriamanitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy tsy ho afa-mandositra ny haizina, ny solofony ho levon’ny afo, ary hofaohin’ny fofon’aina avy amin’ny vavan’Andriamanitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho afaka amin’ny haizim-pahafatesana izy; fa ho tahaka ny solofon-kazo main’ny afo no handevonan’ny fofonain’Andriamanitra azy.
Malagasy Bible 1865
Tsy ho afaka amin'ny maizina izy; ny solofony hikainkona azon'ny lelafo; ho levon'ny fofonain'Andriamanitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ho afaka hiala amin’ny maizina izy; ny solofony dia hikainkona azon’ny lelafo; ho levon’ny fofonain’Andriamanitra izy.
malagasy
Tsy ho afaka amin'ny maizina izy; ny solofony hikainkona azon'ny lelafo; ho levon'ny fofonain'Andriamanitra izy.