Job 15:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy ho voafitaka hatoky zava-poana izy, fa zava-poana no ho valiny homena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hitoky amin’ny fitaka izy, fa voafandrik’izany: ny lainga no valy ho azony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Diso hevitra izy raha hitoky amin’ny fitaka, satria ny nataony ihany no hivaly aminy.
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy ho voafitaka hatoky zava-poana izy; fa zava-poana no ho valiny homena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy ho voafitaka hatoky zava-poana izy, fa zava-poana no ho valiny homena azy.
malagasy
Aoka tsy ho voafitaka hatoky zava-poana izy; fa zava-poana no ho valiny homena azy.