Job 15:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola tsy tonga aza ny fetrandrony dia manjo azy izany ary tsy ho maitso ny sampany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanjò azy alohan’ny hahafeno ny androny, izany valy izany, ka tsy ho maitso intsony ny sampany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tanteraka alohan’ny fahafatesany izany, dia toy ny ravin-kazo tsy hihamaitso intsony,
Malagasy Bible 1865
Raha mbola tsy tonga aza ny androny, dia manjo azy izany, ary tsy ho maitso ny sampany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola tsy tonga aza ny fetrandrony dia manjo azy izany ary tsy ho maitso ny sampany.
malagasy
Raha mbola tsy tonga aza ny androny, dia manjo azy izany, ary tsy ho maitso ny sampany.