Job 15:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tahaka ny voaloboka manintsana ny voany manta izy ary ho tahaka ny hazo oliva mampiraraka ny voniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanintsam-boa vao mibontana, toy ny voaloboka, izy; avelany hiraraka, toy ny an’ny ôliva, ny voniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na toy ny voaloboka hanintsana voa mbola manta, na toy ny ôliva mampiraraka ny voniny.
Malagasy Bible 1865
Ho tahaka ny voaloboka manintsana ny voany manta izy ary ho tahaka ny hazo oliva mampiraraka ny voniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tahaka ny voaloboka manintsana ny voany manta izy ary ho tahaka ny hazo oliva mampiraraka ny voniny.
malagasy