Job 15:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ho vanona ny ankohonan’ny mpihatsaravelatsihy ary ho lanin’ny afo ny tranolain’ny mpitoroka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy hisy taranaka ny tranon’ny tsy mivavaka, ary ho levon’ny afo ny lain’ny mpitsara voasisika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho momba ny ankohonan’ny olon-dratsy. Ho levon’ny afo ny tranon’ny mpandray tsolotra.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ho vanona ny ankohonan'ny mpihatsaravelatsihy, ary ho lanin'ny afo ny tranon'ny mpitoroka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ho vanona ny ankohonan’ny mpihatsaravelatsihy ary ho lanin’ny afo ny tranolain’ny mpitoroka.
malagasy
Fa tsy ho vanona ny ankohonan'ny mpihatsaravelatsihy, ary ho lanin'ny afo ny tranon'ny mpitoroka.[Na: ratsy fanahy]Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka fandozana, ary ny kibony mamorom-pitaka.