Job 15:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka fasiahana ary ny kibony dia mamorom-pitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Torontoronina loza izy, ka miteraka antambo. Voam-pitaka no masaka ao an-kibony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay torontoronina loza dia miteraka fahoriana; fa ny kibony manotri-pitaka hahavoa azy ihany.
Malagasy Bible 1865
Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka fandozana, ary ny kibony mamorom-pitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka fasiahana ary ny kibony dia mamorom-pitaka.
malagasy
Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka fandozana, ary ny kibony mamorom-pitaka.