Job 15:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, foananao ny fahatahorana an’Andriamanitra ary tampenanao ny dinika eo anatrehany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao kosa mandrava hatramin’ny fahatahorana an’Andriamanitra, dia manafoana mihitsy rehefa mety ho fitiavam-bavaka amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vitanao ravana ny fanajana an’Andriamanitra ary foananao ny fivavahana eo anatrehany!
Malagasy Bible 1865
Eny, foananao ny fahatahorana an'Andriamanitra, ary tampenanao ny fivavahana eo anatrehany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, foananao ny fahatahorana an’Andriamanitra ary tampenanao ny dinika eo anatrehany;
malagasy
Eny, foananao ny fahatahorana an'Andriamanitra, ary tampenanao ny fivavahana eo anatrehany;[Na: hamavoinao]