Job 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny helokao no manesika ny vavanao ary mifidy ny fitenin’ny olom-petsy ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vavanao no manambara ny fahadisoanao, sy fitenin’ny mpanoloky no ataonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny helokao no manesika anao hiteny; ary ny lelan’ny mpamitaka no arahinao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny helokao no manesika ny vavanao, ary mianatra ny lelan'ny fetsy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny helokao no manesika ny vavanao ary mifidy ny fitenin’ny olom-petsy ianao.
malagasy
Fa ny helokao no manesika ny vavanao, ary mianatra ny lelan'ny fetsy ianao.[Na: Tsy maneho ny helokao va ny vavanao, Na dia mianatra ny lelan'ny fetsy aza ianao?]