Job 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vavanao ihany no manameloka anao fa tsy izaho ary ny molotrao ihany no mamely anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy izaho fa ny vavanao no manameloka anao, ny molotrao no miteny miampanga anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny vavanao fa tsy izaho no manameloka anao, ary ny molotrao ihany no miampanga anao,
Malagasy Bible 1865
Ny vavanao ihany no manameloka anao, fa tsy izaho; Ary ny molotrao ihany no mamely anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vavanao ihany no manameloka anao fa tsy izaho ary ny molotrao ihany no mamely anao.
malagasy
Ny vavanao ihany no manameloka anao, fa tsy izaho; Ary ny molotrao ihany no mamely anao.