Job 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao va no olombelona nateraka voalohany? Sa, naloaky ny kibo talohan’ny havoana va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao va no teraka voalohany tamin’ny olombelona? Ianao va nateraka talohan’ny havoana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao va, ry Jôba, no olombelona teraka voalohany? Nahita masoandro talohan’ny tendrombohitra ve ianao?
Malagasy Bible 1865
Hianao va no voalohany izay nateraka ho olombelona? Na naloaky ny kibo talohan'ny tendrombohitra va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao va no olombelona nateraka voalohany? Sa, naloaky ny kibo talohan’ny havoana va ianao?
malagasy
Hianao va no voalohany izay nateraka ho olombelona? Na naloaky ny kibo talohan'ny tendrombohitra va ianao?