Job 15:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao va nihaino teo amin’ny filankevitra teo amin’Andriamanitra ka voarombakao ho anao irery ny fahendrena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatrika ny fivoriam-pisainan’Andriamanitra va ianao? Voarombakao ho anao irery va ny fahendrena?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatrika ny filan-kevitr’Andriamanitra va ianao no bodoinao samirery ny fahendrena?
Malagasy Bible 1865
Isan'ny mpihevitra teo amin'Andriamanitra va ianao, ka voarombakao ho anao irery ny fahendrena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao va nihaino teo amin’ny filankevitra teo amin’Andriamanitra ka voarombakao ho anao irery ny fahendrena?
malagasy
Isan'ny mpihevitra teo amin'Andriamanitra va ianao, ka voarombakao ho anao irery ny fahendrena?