Job 15:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona no fantatrao ka tsy mba fantatray koa na saina azonao ka tsy ato aminay koa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no fantatrao, tsy fantatray? Inona no nianaranao, ka tsy mahazatra anay izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona no fantatrao ka tsy mba fantatray? Inona no hainao ka mbola manavia anay?
Malagasy Bible 1865
Inona no fantatrao, ka tsy mba fantatray koa, na saina azonao, ka tsy ato aminay koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona no fantatrao ka tsy mba fantatray koa na saina azonao ka tsy ato aminay koa?
malagasy
Inona no fantatrao, ka tsy mba fantatray koa, na saina azonao, ka tsy ato aminay koa?