Job 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nisanasana vava tamiko ny olona; latsa no noentiny namely ny takolako; mitambatra hamely ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asanasanany handrapaka ahy ny vavany, fetsàhany amin-datsa ny takolako, miray tetika izy rehetra hamely ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misanasana vava handrahona ahy ny olona, ka mamely tehamaina sady manevateva ahy ary koa miara-mioko hamely ahy.
Malagasy Bible 1865
Nisanasana vava tamiko ny olona; Latsa no nentiny namely ny takolako; Mitambatra hamely ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nisanasana vava tamiko ny olona; latsa no noentiny namely ny takolako; mitambatra hamely ahy izy.
malagasy
Nisanasana vava tamiko ny olona; Latsa no nentiny namely ny takolako; Mitambatra hamely ahy izy.