Job 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa voatolotr’Andriamanitra ho amin’ny ratsy fanahy aho ary natsipiny ho eo an-tanan’ny mpanota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolotr’Andriamanitra amin’ny ratsy fanahy aho ity; natsipiny eo an-tanan’ny olon-dratsy aho ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa natolotr’Andriamanitra amin’ny tsivalahara aho ary navelany ho eo an-tanan’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Efa voatolotr'Andriamanitra ho amin'ny ratsy fanahy aho, ary natsipiny ho eo an-tànan'ny mpanota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa voatolotr’Andriamanitra ho amin’ny ratsy fanahy aho ary natsipiny ho eo an-tanan’ny mpanota.
malagasy
Efa voatolotr'Andriamanitra ho amin'ny ratsy fanahy aho, ary natsipiny ho eo an-tànan'ny mpanota.