Job 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ilay izaho tsy nanana ahiahy iny dia nanozongozona ahy Izy; nosamboriny tamin’ny hatoko aho ka nomontsaniny ary natsangany indray ho marika hokendreny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo amin’ny fiadanana aho, no nobatainy, noraisiny tamin’ny hatoko aho, dia nomontsaniny. Natsangany ho tigetra kendren’ny zana-tsipìkany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga nanakotaba ahy Andriamanitra, tamin’iny aho nilamina tsara iny; noraisiny tamin’ny hatoko aho ka naronjiny ary nataony lasibatry ny zana-tsipîkany.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ilay izaho tsy nanana ahiahy iny, dia nanorotoro ahy Izy; Nosamboriny tamin'ny hatoko aho ka nomontsaniny, sady natsangany ho marika hokendreny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ilay izaho tsy nanana ahiahy iny dia nanozongozona ahy Izy; nosamboriny tamin’ny hatoko aho ka nomontsaniny ary natsangany indray ho marika hokendreny.
malagasy
Tamin'ilay izaho tsy nanana ahiahy iny, dia nanorotoro ahy Izy; Nosamboriny tamin'ny hatoko aho ka nomontsaniny, sady natsangany ho marika hokendreny.