Job 16:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manodidina ahy ny zana-tsipìkany; mamaky ahy hatrany anatiko Izy ka tsy miantra ary mandraraka ny aferoko ho amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mirimorimo manodidina ahy ny zana-tsipìkany, trobarany tsy ananany antra ny lanivoako, ararany amin’ny tany ny tsinaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misavoana manodidina ahy hatraiza hatraiza ireny. Trobarany tsy ananany antra ny voako; ka mifafy amin’ny tany ny ranon’aferoko.
Malagasy Bible 1865
Manodidina ahy ny mpandefa zana-tsipìkany; Mamaky ny voako Izy ka tsy miantra ary manidina ny aferoko ho amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manodidina ahy ny zana-tsipìkany; mamaky ahy hatrany anatiko Izy ka tsy miantra ary mandraraka ny aferoko ho amin’ny tany.
malagasy
Manodidina ahy ny mpandefa zana-tsipìkany; Mamaky ny voako Izy ka tsy miantra ary manidina ny aferoko ho amin'ny tany.