Job 16:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mitsahatra manisy banga amiko Izy ka miroatra hamely ahy tahaka ny mpiady mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akoany hiampy ny mikoa amiko, toy ny rapeton’olona no fiantorany amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ratra miampy ratra no afitsony ahy ary toy ny mpiady mahery no iantsampazany amiko.
Malagasy Bible 1865
Bangabangainy lalandava aho, ka miroatra hamely ahy tahaka ny lehilahy mahery Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mitsahatra manisy banga amiko Izy ka miroatra hamely ahy tahaka ny mpiady mahery.
malagasy
Bangabangainy lalandava aho, ka miroatra hamely ahy tahaka ny lehilahy mahery Izy.