Job 16:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry tany ô, aza manarona ny rako ary aoka tsy ho voahazona ny fitarainako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry tany ô, aza saronanao ny rako, ary aoka hisondrotra malalaka ny fitarainako!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry tany ô, miraraka ny rako ka aza rakofanao izany, fa aoka ho re hatraiza hatraiza ny fitarainako.
Malagasy Bible 1865
Ry tany ô, aza manarona ny rako, ary aoka tsy ho voahazona ny fitarainako!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry tany ô, aza manarona ny rako ary aoka tsy ho voahazona ny fitarainako!
malagasy
Ry tany ô, aza manarona ny rako, ary aoka tsy ho voahazona ny fitarainako!