Job 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia ankehitriny izao aza, indro, any an-danitra ny Vavolombeloko; eny, ny Mpiantoka ahy dia any amin’ny avo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na dia izao aza, manam-bavolombelona any an-danitra aho, ary mpiaro ahy, any amin’ny fitoerana avo any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dieny izao dia misy vavolombeloko any an- danitra; ary any amin’ny sehatra ambony any misy mpiaro ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia ankehitriny aza, indro, any an-danitra ny Vavolombeloko, eny, ny Vavolombeloko dia any amin'ny avo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia ankehitriny izao aza, indro, any an-danitra ny Vavolombeloko; eny, ny Mpiantoka ahy dia any amin’ny avo.
malagasy
Fa na dia ankehitriny aza, indro, any an-danitra ny Vavolombeloko, eny, ny Vavolombeloko dia any amin'ny avo.