Job 16:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanamarina ahy olombelona eo anatrehany Izy ary hanafa-tsiny ahy zanak’olombelona amin’ny sakaizako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izy hitsara hanelanelana an’Andriamanitra sy ny olombelona, hanelanelana ny zanak’olombelona sy ny namany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ilay mpiaro ahy no hanelanelana ny tenako olombelona sy Andriamanitra, toy ny fanaon’ny olona samy olona etỳ an-tany.
Malagasy Bible 1865
Mba hanamarina ahy olombelona eo anatrehany Izy sy hanafa-tsiny ahy zanak'olombelona amin'ny sakaizako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanamarina ahy olombelona eo anatrehany Izy ary hanafa-tsiny ahy zanak’olombelona amin’ny sakaizako.
malagasy
Mba hanamarina ahy olombelona eo anatrehany Izy sy hanafa-tsiny ahy zanak'olombelona amin'ny sakaizako.[Heb. sakaizany]Fa rehefa lasa ny taona vitsy, dia handeha any amin'ny lalana izay tsy hiverenako intsony aho.