Job 16:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa kely sisa ny taona hiainako ka handeha any amin’ny lalana izay tsy hiverenako intsony aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mandroso ho lany ny taona voaisa ho ahy, ary ny lalana idirako, tsy hiverenan-kilalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanelanelana anie izy, fa miserana ny taona vitsy iainako; ary hizotra ny lalana ho amin’ny varo-tsy mifody aho.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa lasa ny taona vitsy, dia handeha any amin'ny lalana izay tsy hiverenako intsony aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa kely sisa ny taona hiainako ka handeha any amin’ny lalana izay tsy hiverenako intsony aho.
malagasy
Fa rehefa lasa ny taona vitsy, dia handeha any amin'ny lalana izay tsy hiverenako intsony aho.