Job 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nahazo nampahery anareo tamin’ny vavako aho ary nahazo nampitony ny alahelonareo ny fampiononana nataon’ny molotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vava no hankaherezako anareo, ka ny molotro mihetsika no ho fanamaivanana anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiteny aho hankaherezako anareo, fa ny fampiononana lazaiko no hampitonena.
Malagasy Bible 1865
Mahazo mampahery anareo amin'ny Vavako aho, ary mahazo mampitony ny alahelonareo ny fampiononana ataon'ny molotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nahazo nampahery anareo tamin’ny vavako aho ary nahazo nampitony ny alahelonareo ny fampiononana nataon’ny molotro.
malagasy
Mahazo mampahery anareo amin'ny Vavako aho, ary mahazo mampitony ny alahelonareo ny fampiononana ataon'ny molotro.