Job 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha miteny aho dia tsy mitsahatra ny alaheloko; ary raha mangina aho, ahoana no hialany amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha miteny moa aho, tsy mihena ny fijaliako; raha mangina indray, hanamaivana azy va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa na dia miteny aza aho, dia tsy mihamaivana ny fahoriako; ary na dia mangina koa aza aho, dia tsy misinda akory izany.
Malagasy Bible 1865
Na dia miteny aza aho, dia tsy mitsahatra ny alaheloko; Ary na dia mangina aza aho, dia tsy misy mihena izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha miteny aho dia tsy mitsahatra ny alaheloko; ary raha mangina aho, ahoana no hialany amiko?
malagasy
Na dia miteny aza aho, dia tsy mitsahatra ny alaheloko; Ary na dia mangina aza aho, dia tsy misy mihena izany.