Job 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny dia efa nandemy ahy Izy; naringanao ny ankohonako rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ankehitriny, indrisy, efa mandreraka ny heriko Andriamanitra: naringanao ny havako rehetra, ry Andriamanitro ô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny dia nandreraka ahy Andriamanitra, fa naringany avokoa ny ankohonako rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny efa nandreraka ahy Izy; Naringanao ny ankohonako rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny dia efa nandemy ahy Izy; naringanao ny ankohonako rehetra.
malagasy
Fa ankehitriny efa nandreraka ahy Izy; Naringanao ny ankohonako rehetra.