Job 16:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampifezaka ny tenako Ianao ka tonga vavolombelona mamely ahy izany. Mitsangana hiampanga ahy ny fahiazako ka tondro-maso mifanatrika izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamatotra ahy Ianao: ka izany no vavolombelona miampanga ahy, mitsangana hanohitra ahy ny hahiazako, miampanga ahy manatrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo ketrona nataony amiko no vavolombelona, ary ny fahiazako no miampanga sy manameloka ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary efa nampifezaka ny tenako Hianao, ka dia vavolombelona amiko izany. Ary mitsangana hiampanga ahy ny fahahiazako, ka dia tondromaso akaiky izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampifezaka ny tenako Ianao ka tonga vavolombelona mamely ahy izany. Mitsangana hiampanga ahy ny fahiazako ka tondro-maso mifanatrika izany.
malagasy
Ary efa nampifezaka ny tenako Hianao, ka dia vavolombelona amiko izany. Ary mitsangana hiampanga ahy ny fahahiazako, ka dia tondromaso akaiky izany.[Na: nosamborinao aho]